Entry verobe
Elementary words vero ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [1.196]
Scientific name Hyparrhenia cymbaria, Hyparrhenia variabilis
Examples Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia. [1.437]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/26