Entry very rerika
Elementary words very ; rerika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony [1.1]
Explanations in French Absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation [1.3]

Updated on 2023/01/01