Entry | vesarana (vesatra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [1.1] | ||||||||
Examples | Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | vesarina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |