Entrée vidin > vidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
¶ Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
¶ Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza
Explications en anglais  [Hallanger 1973] price, value
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] prix
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] valeur
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  vanga
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 152] Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
Citations 

Entrée vidin > vidina (vidy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
¶ Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io
Morphologie 
vidina
vidiko
vidinao
vidiny
vidintsika
vidinay
vidinareo
vidin'
vidin-
vidim-
vidi-
novidina
novidiko
novidinao
novidiny
novidintsika
novidinay
novidinareo
novidin'
novidin-
novidim-
novidi-
hovidina
hovidiko
hovidinao
hovidiny
hovidintsika
hovidinay
hovidinareo
hovidin'
hovidin-
hovidim-
hovidi-
vidio
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 26] Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
Citations