Entrée |
vidina
(vidy)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io ¶ Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
vidina
vidiko
vidinao
vidiny
vidintsika
vidinay
vidinareo
vidin'
vidin-
vidim-
vidi-
| |
novidina
novidiko
novidinao
novidiny
novidintsika
novidinay
novidinareo
novidin'
novidin-
novidim-
novidi-
| |
hovidina
hovidiko
hovidinao
hovidiny
hovidintsika
hovidinay
hovidinareo
hovidin'
hovidin-
hovidim-
hovidi-
| |
vidio | |
|
Exemples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [Andraina: Mitaraina, page 26]
|
Citations |
|