Entrée | vita | ||||||||||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao ¶ Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory ¶ Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao ¶ Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony ¶ Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena ¶ Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ | ||||||||||||||||
Explications en anglais | [Hallanger 1973] completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) | ||||||||||||||||
Explications en français | [Hallanger 1974] fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) | ||||||||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot vita | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2021/07/08 |
![]() |