Entry | voahenjana (henjana) | ||
Part of speech | past participle | ||
Explanations in French | Raidi, tendu [1.3] | ||
Examples | Satria raha marina fa eken' ny sainy ny tsi-firaharahana izay kilema madinika azo hodiana tsy fantatia, dia laviny marimarina kosa ny hanandratra ny fandeferana, izay tsy inona fa zana-tsipika voahenjana ka miandry ny fotoana hiketrahany.
[2.5] | ||
Morphology |
| ||
Updated on 2023/01/20 |