Entrée voalavo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano
Explications en français  [Abinal 1888] a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo]
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a rat
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986] rat
Vocabulaire 
Nom scientifique Mus alexandrinus
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Haivola, page 107] Voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany.
2 [Andraina: Mitaraina, page 81] Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty.
3 [FOFAFIPE: Tongavola, page 111] Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot voalavo (1): Nosy Voalavo

Entrée voalavo
Partie du discours nom
Explications en français  [Veyrières 1913] Se disait des sorciers
  [Abinal 1888] sorcier
Mots composés, titres, noms 

Entrée voalavo (lavo)
Partie du discours participe passé
Explications en anglais  [Richardson 1885] put down, thrown
Explications en français  [Abinal 1888] renversé, jeté à terre

Mis à jour le 2020/07/31