|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voamboana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja
[1.1] 4 karazan-kazo sarobidy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 palissandre
[1.3, 1.13] 6 palissandre (Dalbergia baroni) [1.5] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: hazo |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 vaombaona, voamboana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|