Entry voankazo (voa, hazo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [1.1]
Explanations in English Fruit [1.7]
Explanations in French Fruit, graine [1.8]
 (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. [1.196]
Examples Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Updated on 2022/07/30