Entry |
voaroy
(voa, roy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1]
|
Explanations in English | The mulberry and similar fruits [1.7]
|
Explanations in French | Le mûrier; son fruit [1.8]
|
| (de voa : fruit ; et
roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou
rubus (Rosaceae). Voir les mots de
voarointsaka à
voarointsilo.
[1.196]
|
Examples |
1 | Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69]
|
2 | Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa?
[2.131]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
Phytonyms |
|
Proverbs |
Articles |
|