Entry voaroy (voa, roy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1]
Explanations in English The mulberry and similar fruits [1.7]
Explanations in French Le mûrier; son fruit [1.8]
 (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196]
Examples 
1Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69]
2Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131]
Vocabulary 
Synonyms hazondandy ~ voaroihazo
Phytonyms 
Proverbs 
Article 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30