Entry voatsipaka (tsipaka)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied
Figuré: repoussé, rejeté [1.3]
Examples nihatanora ny anao lahy ka saika voatsipany mbamin' ny sinibe, raha nitotorebika nandihy nony nandre ny zafiny ho lahikely. [2.470]
Morphology 
Past : voatsipaka, voatsipako, voatsipakao, voatsipany, voatsipatsika, voatsipakay, voatsipakareo, voatsipak', voatsipa-, voatsipaky
Synonyms tsinipaka

Updated on 2023/01/20