Entrée vodivona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano] voditanety [1.78]
 Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano [1.1]
Explications en anglais the shoulders of a mountain [1.7]
Explications en français contrefort d'une montagne [1.8]
Exemples Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona,niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [2.346]
Proverbes 

Entrée vodivona
Partie du discours nom
Explications en malgache (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" [1.1]
Explications en français fief seigneurial [1.431]
 fief, domaine des seigneurs [1.3]
 domaine d'un seigneur [1.8]
Synonymes menakely
Analogues  menabe
Exemples Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [2.508]

Entrée vodivona
Partie du discours adjectif
Explications en français grand, vaste [1.3]

Mis à jour le 2021/04/07