|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vokovoko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the figure X; a cross
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 croix, forme de la lettre X
[1.8] 6 croix [1.13] |
| Ohatra |
7 Manatòna ny vokovoko mena.
[2.117#33]
8 Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0] 9 Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109] |
| Mpanahaka | 10 vokovokomisompirana |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 vokovoko |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|