Entrée vola madinika (vola, madinika)
Partie du discours locution
Définition malgache ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [Rajemisa 1985]
Traduction française pièce de monnaie [SLP 1986]
Synonymes vola vy

Mis à jour le 2020/07/31