Entry volavita
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1]
Examples 
1ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
2Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
3Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Tables and plates Cattle Coat Colors
Proverbs 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31