Entry vono baibona
Elementary words vono ; baibona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
 [ vonobaibona ] Fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13]
Explanations in French [ vonobaibona ] Rivetage [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/06/05