Entrée vonono (vono)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache (misy sisika on) Voavono, taperina ny aina, vonoina [Rajemisa 1985]
Explications en français tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [Abinal 1888 page 857]
Morphologie 
vonono
vononoko
vonononao
vononony
vononontsika
vonononay
vonononareo
vononon'
vononon-
vononom-
novonono
novononoko
novonononao
novononony
novononontsika
novonononay
novonononareo
novononon'
novononon-
novononom-
hovonono
hovononoko
hovonononao
hovononony
hovononontsika
hovonononay
hovonononareo
hovononon'
hovononon-
hovononom-
Synonymes voavono
Exemples Androtrio no vonono ilay Tily iray azon'ny tao amin dRainimarobandro. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 273]
Citations 

Mis à jour le 2020/09/05