Entry vonton-ketsa
Elementary words vontona ; ketsa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/17