Entry vorin-drano
Elementary words vory ; rano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny rano mamorivory sy misy roatrany [1.1]
Examples Hazo fotsy fa mangaigai-drano vorindrano fa navoaky ny namany mitady sarika miandry sakafo tsy tianay koa manantena hihitra raha vy aza izahay mijaly [2.131]

Updated on 2023/06/26