Entrée vorona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a bird, esp. waterfowl
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986] oiseau
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples  [Fox: Hainteny, numéro 89] Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga

Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vorona (1): Amborompotsy

Mis à jour le 2020/07/31