Entrée vositra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] voafora [Rakotosaona 1975]
 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny an¥ gorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a steer, a bullock [Hallanger 1973]
Traduction française boeuf châtré [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 154]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vositra (2): Ambositra, Tsiombivositra

Mis à jour le 2020/07/31