Entry votsa vava
Elementary words votsa ; vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
Explanations in English Slow of speech [1.7]
Explanations in French Qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
 Enfant tardif à parler [1.3]
Examples Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Antonyms 

Updated on 2023/01/01