Entry |
zafitsitorana > zafy tsy torana
|
Elementary words | zafy ; tsy ; torana |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1]
|
Explanations in French | Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415]
|
| [ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54]
|
Vocabulary |
|