Entry zana-bola
Elementary words zana- (zanaka) ; vola
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1]
Explanations in English Interest on money lent out [1.7]
Explanations in French Intérêt de l'argent prété [1.8]
 Intérêt [1.13]
Examples 
1Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. [1.384]
2Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Articles 

Updated on 2023/12/05