Entry zanahary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in English God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2]
 A god, a superior being; something great or prodigious
Zanahàry: God [1.7]
Explanations in French Créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
Zanahàry: Dieu [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Ethnonyms 
Analogs  Andriamanitra
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31