Entry zana-javatra
Elementary words zana- (zanaka) ; zavatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona tsara tarehy voateny amin' ny angano (fiteny nitarina tatỳ aoriana ilazana zazavavy tsara tarehy fatratra) [1.1]

Updated on 2023/12/06