Entry zanakalahy
Elementary words zanaka ; lahy
Part of speech locution
Examples ny tany hataoko hoatra ny misaona zanakalahy tokana; [2.996]
Morphology 
Simple : zanakalahy, zanakalahiko, zanakalahinao, zanakalahiny, zanakalahintsika, zanakalahinay, zanakalahinareo, zanakalahin', zanakalahin-, zanakalahim-
Prefixed : -janakalahy, -janakalahiko, -janakalahinao, -janakalahiny, -janakalahintsika, -janakalahinay, -janakalahinareo, -janakalahin', -janakalahin-, -janakalahim-

Updated on 2023/03/26