Entry zanatohatra
Elementary words zana- (zanaka) ; tohatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1]
Explanations in French Les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3]
 échelon [1.13]
 Marche [1.66]
Examples 
1Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
2Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Vocabulary 
Analogs  renitohatra

Updated on 2023/12/05