Entry zavamananaina
Elementary words zava- (zavatra) ; manana ; aina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Explanations in English [ zava-mananaina ] A living thing, an animal [1.7]
Explanations in French [ zava-mananaina ] être vivant; animal [1.8]
Examples 
1Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59]
2Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406]
3Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424]
Synonyms zavamiaina

Updated on 2023/11/24