|
|
|
|

Teny iditra1  zavavy
Fototeny  2 vavy
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 you (plur.) used between women [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 vous (plur.) se dit entre femmes [1.8]
Ohatra  7  Vakana inona, ry zavavy? [2.69#257]
8  Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. [2.895#87]
Tsanganana sy sary iray takila  9  label='pns' run='pronouns?w=zavavy' />Vakana inona, ry zavavy?Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava.

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26