Entrée zavona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] mist, fog
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] brouillard
  [Hallanger 1974] brume
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
zavona
zavoko
zavonao
zavony
zavontsika
zavonay
zavonareo
zavon'
zavon-
zavom-
zavo-
-javona
-javoko
-javonao
-javony
-javontsika
-javonay
-javonareo
-javon'
-javon-
-javom-
-javo-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajaonarivelo: Bina, page 25] Zavona fotsy no isatrohany matetika.
2 [Rajohanesa: Kintana] Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53] Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zavona (1): Ambohijavona

Mis à jour le 2020/07/31