Entry | zaza mahalia lalana | |
Elementary words | zaza ; mahalia lalana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [1.1] | |
Explanations in French | Enfants qui peuvent marcher [1.3] | |
Examples | Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa
[2.298] | |
Synonyms | zaza mahatokan-dalana | |
Updated on 2023/11/20 |