Entrée zazavavy (zaza, vavy)
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888] petite fille
Morphologie 
zazavavy
zazavaviko
zazavavinao
zazavaviny
zazavavintsika
zazavavinay
zazavavinareo
zazavavin'
zazavavin-
zazavavim-
-jazavavy
-jazavaviko
-jazavavinao
-jazavaviny
-jazavavintsika
-jazavavinay
-jazavavinareo
-jazavavin'
-jazavavin-
-jazavavim-
Exemples 
1 [Andraina: I Vola, page 7] Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy.
2 [Rajaonarivelo: Bina, page 99] Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny.

Mis à jour le 2020/07/31