Entry | zerô | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Jereo aotra [1.1] | |
Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62] | ||
Explanations in French | Zéro [1.4] | |
International symbols | 0 [3.1] | |
Examples | Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony.
[2.857] | |
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | |
Synonyms | aotra | |
Tables and plates | The Numbers Addition Multiplication | |
Article | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Entry | zéro | |
Part of speech | masculine noun | |
Explanations in Malagasy | Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4] | |
Anagrams | roze, zerô |
Updated on 2023/02/02 |