|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ovana |
| Fototeny | 2 ova |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
5 Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1] |
| Ohatra |
6 Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka;
[2.113]
7 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 fadirana ovana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 14 ôvana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana
[1.62#156] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[ovaña]
17 noyau
[1.13.fr#160] |
| Voambolana | 18 Fizìka |
| Teny iditra (3/4) | 19 ovana |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
22 Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ).
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 26 ovana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes.
[Bezanozano]
[1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 31 avona, ôvana, ovana, 32 vaoña, vaona, 33 voana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|