Entrée |
abo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Bara, Taimoro, Tanosy]
avo, mideza |
| [Rakotosaona 1975]
[Taifasy]
ambony, avo |
| [Rakotosaona 1975]
[Betsileo, Taisaka]
avo |
| [Rakotosaona 1975]
[Tanala]
avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) |
| [Rakotosaona 1975]
[Tandroy]
ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe |
| [Rajemisa 1985]
teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
[Provincial]
High and round; great, tall. See avo, and ambo. |
Explications en français | [Abinal 1888]
Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut |
| [David: Dialectes (takila A)]
[Tankarana]
haut. |
Dérivations |
Synonymes | ~ |
Toponymie |
|
|
Entrée |
abo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Bara]
aely |
Toponymie |
|
|
Entrée |
abo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [SLP 1986]
ambony noho ny aotra |
Explications en français | [SLP 1986]
plus |
Vocabulaire |
Analogues |
tendro abo |
|