Entrée fianarana (anatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Explications en anglais The act of learning; studies; a school [1.7]
Explications en français Action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
 étude, apprentissage [1.13]
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Titres 
Toponymes 
Exemples 
1Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
2Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
3Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
4Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20