Entrée |
henjy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [Abinal 1888]
|
Dérivations |
Synonymes | |
Toponymie |
|
|
Entrée |
henjy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
nom d'une espèce de poisson. [David: Dialectes (takila H)]
|
Vocabulaire |
|