Entrée k
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra.
Explications en français  [Abinal 1888] Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa.
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée K
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [3.1] Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  [3.1] Potassium.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14