Entry lanja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
Explanations in English Weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
 Weight [1.7]
Explanations in French Poids, pesanteur [1.8]
 Importance; masse, dose [1.13]
Examples 
1Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285]
2Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114]
3mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606]
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Updated on 2023/05/19