Entrée |
malaza
(laza)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza:
Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra ¶ Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza",
saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny
mpamaritra milaza toetra hoe ratsy:
Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
[1.1]
|
Explications en anglais | renowned; notorious [1.2]
|
Explications en français | célèbre [1.3, 1.5]
|
| renommé, fameux [1.3]
|
| réputé, animé [1.5]
|
Morphologie |
malaza
malazako
malazanao
malazany
malazanay
malazantsika
malazanareo
malazan'
malazam-
| |
nalaza
nalazako
nalazanao
nalazany
nalazanay
nalazantsika
nalazanareo
nalazan'
nalazam-
| |
halaza
halazako
halazanao
halazany
halazanay
halazantsika
halazanareo
halazan'
halazam-
| |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Exemples |
1 | Iza no mpanoratra malaza fantatrao?
[2.113]
|
2 | Harriet Newell, Misionera malaza koa.
[2.649]
|
3 | Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina.
[2.332]
|
4 | Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa.
[2.298]
|
|
Proverbes |
|