Entry |
-nareo
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana,
entina misolo ny olona iresahana raha maro:
Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo,
ny vohitrareo? [1.1]
|
Explanations in English | Your, yours; by you. It is plural.Rainareo [ray]: your father.Efanareo [efa]: finished by you. When added to trisyllabic roots ending in
-ka or -tra, the n is elided.
Satrokareo [satroka]: your hat.
Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
|
| Your; done by you (plural) [1.7]
|
Explanations in French | Votre, vos, à vous, par vous, de vous.
Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère.
Vitanareo: accompli par vous. [1.3]
|
| -nareo. De vous, par vous. Votre, [...] [full text in 1.5]
|
| à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
|
Analogs |
-areo |
|
ianareo ~
anareo |
Tables and plates |
|
|