Entry saotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
Explanations in English Thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
Explanations in French Remerciement, reconnaissance [1.8]
Examples Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 

Entry saotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Talenta ratsy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/07/25