Entry |
tsy
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
|
Explanations in English | Not [1.7]
|
Explanations in French | Ne pas [1.3, 1.8]
|
| Sans [1.3, 1.9]
|
| Non [1.3]
|
| Pas [1.8]
|
Examples | tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9]
|
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Titles |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
tsy
|
Part of speech | conjunction
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
sy
[1.78]
|
Compound words |
|
|
Entry |
-tsy
|
Part of speech | morphological form of sy
|
Examples | Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606]
|
|
Entry |
tsy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
|
Explanations in French | Acier [1.3, 1.13]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
|