Entry | vorotra | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fototry ny vihy [1.1] | ||||
Synonyms | voritra | ||||
Entry | vorotra | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. [1.1] | ||||
Explanations in French | Lambeaux, haillons, chiffons [1.3] | ||||
Examples | Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady.
[2.472] | ||||
Compound words |
| ||||
Toponyms |
| ||||
Updated on 2023/07/10 |