Entrée |
zavona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
|
Explications en anglais | mist, fog [1.7]
|
Explications en français | brouillard [1.3, 1.8]
|
| brume [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
zavona
zavoko
zavonao
zavony
zavontsika
zavonay
zavonareo
zavon'
zavon-
zavom-
zavo-
| |
-javona
-javoko
-javonao
-javony
-javontsika
-javonay
-javonareo
-javon'
-javon-
-javom-
-javo-
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Exemples |
1 | Zavona fotsy no isatrohany matetika.
[2.499]
|
2 | Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
[2.324]
|
3 | Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny.
[2.470]
|
|
Proverbes |
|