Entry |
Afrikanina
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao:
Mizara foko maro be ny Afrikanina Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika:
Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
|
Explanations in English | African, Africans [3.1]
|
Explanations in French | Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
|
Examples | Any amin’ny firenena Afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany
[4.27]
|
Vocabulary |
Origin | French: africain.
|
Other spellings |
Analogs |
Afrika |
|