Entry Antaimanambondro
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31